|
|
|
|

Entry (1/2)1  tenona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana karazan-kofehy roa: ny tenany mitsangana ary ny fahany mitsivalana: Mahay tenona ve ianao?
Ny lamba vita araka ny voalaza etsy ambony: Mafy ve ny tenona betsileo? [1.1]
Explanations in English  4  weaving [1.7]
Explanations in French  5  action de tisser, le tissu, les fils établis sur le métier du tisserand ou préparés pour être tissés [1.3]
6  tissage [1.8]
7  les fils de chaîne tendus sur un métier, et par extension l'action de tisser [1.196]
Examples  8  Ny tenona ataony tsy azo itafiana; [2.996#29.059.006]
9  tenona sy ny fanantana anenomana azy. [2.69#263]
10  nony vita ny tenona dia rongoana, rongo-firaka na vakampotsy no asiana. [2.48]
11  Tsy afenina kosa anefa fa tenon' ny tantara dia vokatry ny famoronan-tsaina, noho izany tsy mitory zavatra tena nisy. [2.472]
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words 
Proverbs  26  Proverbs containing the word tenona
Article  27  Randzavola: tenona ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)28  tenona
Part of speech  29  noun
Explanations in French  30  Imperata cylindrica (L.) P. Beauv. (Poaceae). Grandidier préfère ce nom à tenina fichier manuscrit. Il fait en effet référence à l'usage ancien comme textile grossier. La plante fournit aussi une bonne pâte à papier. Nous l'avons employée à cet effet pendant la seconde Guerre Mondiale. Mais elle est surtout employée en sparterie par les artisans malgaches. [Betsileo, Betsimisaraka, Merina] [1.196]
Vocabulary  31  Botany
Scientific name 

Anagrams  32 entano, 33 ontane, 34 tenona, 35 tonena

Updated on 2025/09/19