Entry manenona (tenona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsivalana: Ny vehivavy taloha saika nahay nanenona daholo
¶ Teny misy ifandraisany: mamoly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsody fanindroany [Rajemisa 1985]
English definition to weave [Hallanger 1973]
French definition tisser [Hallanger 1974]
Morphology 
manenona
nanenona
hanenona
manenoma
Examples Tsy misy manenona lambamena moa any Antsihanaka. [Andraina: Mitaraina, page 87]
Quotes 

2012/05/29