Entry | 1 tenisy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lalao fanatanjahan-tena ifaninanana mpilalao roa na efatra (roa an-kilany avy), izay mikapoka baolina kely amim-pahakingana sy tanjaka eo ambony harato mivelatra mitsangana ary ao anaty faritra tsy azo amelana ny baolina hivoaka [1.1] |
Examples |
4 Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa.
[2.470]
|
Vocabulary | 5 Game |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |