| Entry | 1 tenindahy ririnina |
| Elementary words | 2 teny, 3 lahy, 4 ririnina |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 raha sendra misy mahita ny tenindahy mamony amin' ny ririnina (fotoana mahamaina azy) dia mihevitra izany ho fambara loza
[1.1] |
| Vocabulary | 7 Beliefs |
| Updated on 2025/10/11 |
|