|
|
|
|

Entry (1/2)1  tenin-dahy
Elementary words  2 teny, 3 lahy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 teny henjana sarotra ifampiraharahana [1.1]
Explanations in French  6 paroles fortes, difficiles à digérer [1.3#696]

Entry (2/2)7  tenindahy
Elementary words  8 teny, 9 lahy
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1]
Explanations in French  12 (de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae).
13 Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger. [Merina] [1.196]
Examples  14  tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina. [2.48]
Vocabulary  15  Botany: medicinal plants
Synonyms  16 kitenindahy
Antonyms  17 tenimbavy
Scientific name 

Anagrams  19 tenin-dahy, tenindahy

Updated on 2025/11/17