| Entry | 1 tehirizina |
| Root | 2 tahiry |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notehiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tehiriziko hataoko vatsy iretovola ireto raha mandeha aho.
5 Tanana: Tehirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo. [1.1] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 10 tahirizina |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/11 |
|