| Entry | 1 tahirizina |
| Root | 2 tahiry |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notahiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tahiriziko hataoko vatsy ireto vola ireto raha mandeha aho Tanana: Tahirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo [1.1] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 9 tehirizina |
| Updated on 2025/09/12 |
|