|
|
|
|

Entry1  teboka aman-paingo
Elementary words  2 teboka, 3 amana, 4 paingo
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 mari-pijanonan-tsoratra:.
7 -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy.
8 -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny.... [1.1]
Explanations in English  9 semicolon. [3.1]
Explanations in French  10 point-virgule. [1.5, 1.13]
International  11 ";". [3.1]
Vocabulary  12  Linguistics
Analogs  13  tebokafamaranana, 14  tebokaroa, 15  tebokatelo
Tables and plates  16  Punctuation marks

Updated on 2025/11/02