Entry tazo
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan'aretina mampanetsetra sy miteraka fanaviana izay mampisondrotra ny hafanana ary mandreraka tsikelikely: Nandringana olona izaitratra ny tazo fahiny teto Madagasikara ~ "Injany manako ny kotrok'orana / Mandreraka sady mandazolazo / Tsapaina ny fo, ka mangorangorana / Matana kanefa tsy voan'ny tazo" (S. BEM)
¶ Aretim-panahy noho ny fahavoazana iray lehibe nihatra tamin' ny tena: Voan' ny tazom-karena Rangahy iny [Rajemisa 1985]
 fanaviana mampiakatra hafanana [SLP 1986]
English definition malaria; fever in general [Hallanger 1973]
French definition la fièvre [Abinal 1888]
 paludisme [Hallanger 1974, Rajemisa: Vakoka]
 malaria; fièvre en général [Hallanger 1974]
French definition fièvre [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Analogues  tazo tefoedra
Quotes 
Articles 

2017/06/29