Entry taritarika (tarika)
Part of speech   noun
French definition   duplicatif diminutif [Abinal 1888]
Derivations  

Entry taritarika (tarika)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] Tady taretra lava be izay henjanina eo ambonin' ny tanimbary vao noketsaina ka misy kofehy singory isaky ny 10 sm; voasingotra amin' ireny kofehy kely ireny ny voronkely mitady hihinana ny vary vao noketsaina [Rajemisa 1985]

Entry taritarika
Part of speech   noun
Malagasy definition   asidra mahery [Rajemisa 1985]
Origin   French: tartrique.

Updated on 2014/07/20