|
|
|
|

Entry1  tarihina
Root  2 tarika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Sintonina: Kalesy tarihin-tsoavaly
5 Taomina: Notarihin' ny naman-dratsy no nampiova an' iny tovolahy iny
6 Entina: Raha tarihin' olona sady mahay no manao ny marina ny firenena dia ho sambatra sy handroso
7 Atomboka sy tantanana, aingaina: Tariho ny fivavahana, ny hira [1.1]
Explanations in English  8 to be pulled; to be led [1.7]
Explanations in French  9 qu'on tire, qu'on conduit [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
All compound words  14  2 combinations of that word

Updated on 2025/11/17