Entry tariby (tarika, vy)
Part of speech noun
Malagasy definition Vy natao miezoezo kely toy ny kofehy na ny tady, ka ampiasaina amin' ny zavatra maro [Rajemisa 1985]
English definition ¶ [Tari-by] iron wire [Richardson 1885]
 metal wire, iron wire, wire [Hallanger 1973]
French definition fil de fer, fil métallique, fil de métal [Hallanger 1974]
 fil de fer [Rajaonarimanana 1995]
Examples Nisy tamin' ireny mbola nifatotra tady, na tariby, na rojo ny tanany. [Andraina: Mitaraina, page 245]

Entry tariby (tarika, vy)
Part of speech noun
French definition téléphone [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Other spellings 
Quotes 

2013/07/15