Entry (1/2) | 1 taranja |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 ny singam-pampianarana atrehin' ny mpianatra ao an-tsekoly: Manavanana azy kokoa ny taranja malagasy noho ny anglisy [1.62] |
Explanations in French |
4 matière, discipline [1.13] |
All compound words |
|
Vocabulary | 10 Education |
Entry (2/2) | 11 taranja |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 taho na vahatra maniry mandry anaty tany [1.13] |
Explanations in French |
14 rhizome [1.13] |
Vocabulary | 15 Botany: (in general) |
Synonyms | 16 rizôma |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |