|
|
|
|

Entry1  taon-tsarotra
Elementary words  2 taona, 3 sarotra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 taona tsy nahazoana vokatra firy noho ny tondra-drano, havandra, valala, tsy fisian' orana ka mahatonga ny fiainana ho lafo na sarotra. [1.1]
Explanations in French  6 année de pénurie. [1.3#681]

Updated on 2025/09/12