Entry taon-jina (taona, zina)
Part of speech expression
Malagasy definition taona nahazoana vokatra betsaka [Rajemisa 1985]
French translation une année faste, une année d'abondance [Boiteau 1997]
Synonyms taom-bokatra ~ tao-mora

Updated on 2020/07/31