Entry taona irỳ (taona, irỳ)
Part of speech expression
Malagasy definition tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ) [Rajemisa 1985]
French definition [ taon' irỳ ] l'année avant-dernière [Abinal 1888]
Vocabulary 

2019/08/17