|
|
|
|

Entry1  tany mainty
Elementary words  2 tany, 3 mainty
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tany maintimainty ny volony noho ny fatimbiby sy zavamaniry lo hatry ny ela ao anatiny [1.1]
Explanations in French  6 terreau [1.13]

Anagrams  7 maintitany, tany mainty

Updated on 2025/09/12