|
|
|
|

Entry (1/4)1  tanna
Part of speech  2  noun
Root  3  tana
Derivatives 
Passive verbs :
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] (Endrika verindroan' ny teny hoe: "Tana") Fandraisana olona amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena. (Marihina fa efa niova toerana ny tsindrim-peon' io teny io amin' ny fiteny mahazatra ka nanjary tàntana)
Explanations in French  8  [1.3] duplicatif de tana

Entry (2/4)9  tantana
Part of speech  10  noun
Derivatives 
Passive verbs :
All compound words 
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Fizarana zavatra amin' olona maro samy kendrena hanana anjara avokoa
Fizarana vola na sakafo amin' olona maromaro nandray anjara tamin' ny fandevenana na famadihan-drazana na lanonana na asa tsotra: Mahafinaritra fa vita tsara ny tantana
Explanations in French  16  [1.3] distribution de viande, de riz ou d'argent, surtout au Fandroana et aux enterrements
17  [1.196] distribution de vivres ou d'argent en parties égales
Proverbs  18  Proverbs containing the word tantana

Entry (3/4)19  tantana
Part of speech  20  noun
All compound words  21  10 words containing tantana
Explanations in Malagasy  22  [1.1] Fandrin-javatra, lenta: Tsy mitovy tantana ny tokotany
Explanations in French  23  [1.3] égalité de niveau, égalité d'un tissu bien fait

Entry (4/4)24  tanna
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26  [1.196] (de tana : action de retenir ; allusion au latex adhésif, employé comme colle peu efficace ; on en fait surtout des gluaux pour capturer les petits oiseaux). Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae). Nom relevé par A. Grandidier dans ses cahiers manuscrits, d'après J. Lombard, ASSEMI, vol. 7, n° 4, p. 89 (1976). [Sakalava]
Vocabulary  27  Botany
Scientific name 

Anagrams  28  atantan, natanta, natatan, tantàna, tantana

Updated on 2025/08/22