Entry tanjona
Part of speech noun
Malagasy definition Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana [Rajemisa 1985]
 tendrotany mandroso any anaty ranomasina [SLP 1986]
English definition the protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula [Hallanger 1973]
French definition épaule d'une montagne; cap, presqu'île [Hallanger 1974]
 cap [SLP 1986, FTM: Sarintany, Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Analogues  Tanjona Angotsy (Cap Est) ~ Tanjona Ankaboa (Cap Saint Vincent) ~ Tanjona Anorontany (Cap Saint Sébastien) ~ Tanjona Bobaomby (Cap d'Ambre) ~ Tanjona Vilanandro (Cap Saint André) ~ Tanjona Vohimena (Cap Sainte Marie)
Quotes 
Toponymy Place names having the word tanjona (1): Tanjombato

Entry tanjona
Part of speech noun
Malagasy definition Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka [Rajemisa 1985]
 zava-kendrena [SLP 1986]
French definition but, objectif, but idéal [SLP 1986]
Compound words, titles, names 
Examples Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo. [SeFaFi , 2006/10/20]

2019/08/17