|
|
|
|

Entry1  tandroka aron' ny vozona
Elementary words  2  tandroka, 3  aro, 4  vozona
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  fitenenana ilazana ny olona manana fahefana na harena na fahaizana izay manana adidy koa hamonjy sy hitandrina ny eo akaikiny amin' ny loza mety hahavoa azy [1.1]

Updated on 2025/09/12