| Entry | 1 tandomitra | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 3   Karazan' aretina mahatonga ny hoditra handrotsirotsy sy hivotrovotro mitapelaka noho ny fitohanana na koa matetika noho ny tsy fahazakan' ny tena karazan-kanina iray, toy ny trondro [1.1] | 
| Explanations in French | 4   urticaire, petite éruption cutanée provenant du froid [1.3] 5 urticaire, petite éruption cutanée [1.54] 6 urticaire [1.13] | 
| Derivatives | 
 | 
| Vocabulary | 8 Health | 
| Other spellings | 9 taindomitra | 
| Anagrams | 10 montaditra, 11 tandomitra, 12 tandromaty | 
| Updated on 2025/09/19 |   |