|
|
|
|

Entry1  tampody
Root  2 fody
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 fiverenana androtry ny niala ihany [Taisaka] [1.78]
5 Teny ilazana ny fiverenana amin' ny toerana nialana ny androtr' iny ihany
6 Fomba fanjairana mandroso sy miverina toy izao: atsofoka eo aorian' ny nivoahany ny fanjaitra, dia avoaka indray kosa eo alohan' ny nivoahany, ary dia toy izany hatrany [1.1]
Explanations in English  7 the act of setting out and coming back the same day [1.7]
Explanations in French  8 action de partir et revenir le même jour [1.8]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  26  2 combinations of this word

Updated on 2025/11/17