Entry tampisaka (fisaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fifitsahana hiafina; firaiketana amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy
¶ Hataka efa dia misolelaka erỳ [Rajemisa 1985]
Derivations 

2013/07/04