|
|
|
|

Entry1  fitampisahana
Root  2 tampisaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Firaiketana amin-javatra iray, fianianana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...: Ny fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy.
5 Fiafenana, fierena: Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy. [1.1]

Anagrams  fitampisahana, 6 mitsapa fanahy

Updated on 2025/12/08