Entry tamotamo
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry misy vodiny mavomavo ary fakana loko vony (Curcuma longa) [Rajemisa 1985]
English definition the tumeric or saffron plant [Hallanger 1973]
French definition safran [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Curcuma longa
Examples 
1Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [Rajohanesa: Kintana]
2Ary ny aretina nahafaty, dia an-doha sy hatoka, sy am-bava-fo dia tamotamo ny tena, dia mangovotra. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 71]
Quotes 
Toponymy Place names having the word tamotamo (1): Tamotamo

Entry Tamotamo
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy tamotamo

2019/08/17