| Entry | 1 tamberim-bidy |
| Elementary words | 2 tamberina, 3 vidy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 vola miverina amin' ny mpamokatra avy amin' ny fokontany (Vatoeka) na ny "Société d'Intérêt Nationale des Produits Agricoles" nividy ny vokany, ambonin' ny vidiny, ka io dia ampahany isan-jato, ohatra, amin' ny tambatry ny vidin' ny vokatra lafony
[1.1] |
| Explanations in French |
6 ristourne
[1.5] |
| Vocabulary | 7 Economy: trade |
| Updated on 2025/09/12 |
|