|
|
|
|

Entry1  tambajotra
Elementary words  2 tambatra, 3 zotra
Part of speech  4  noun
Explanations in French  [tamba-jotra] 5 branchement [1.5]
6 réseau [3.1]
Examples  7  ny fanovàna ny tahan' ny DA amin' ny telefaonina sy ny tambajotra amin' ny finday. [1.384#]
8  Famatsian-kena eto an-dRenivohitra : tambajotra iray lehibe ny famonoana omby eo Ankadindratombo [4.43]
9  Porofo mivaingana ity sary izay nalain’ny olona tetsy Ambatonakanga ity ary nozaraina tamin’ny tambajotra sosialy. [4.14]
Other spellings  10 tambazotra

Updated on 2025/09/12