Entry | 1 takon-kenatra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 takona, henatra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana. |
Explanations in English |
5 [1.2] [henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen fig. money presented to assist on any special occasion. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |