Entry takoko
Part of speech noun
Malagasy definition Fanjoretana, fitanondrehana, fahasorenana manjonitra [Rajemisa 1985]
English definition  [Richardson 1885]
Derivations 

Entry takoko
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tsimihety] Voronkely fahita eny amin' ny petsapetsa an-tanimbary, izay fatrapihaza tsikovoka [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2009/06/07