| Entry | 1 fitakokoana |
| Root | 2 takoko |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fipetrahana tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Izany fitakokoan' ny ankizy eo amorom-patana rehefa mamindro! Fipetrahana manjonitra na toa manjoretra: Tamin' ny famangiana manjo fahiny, tsy nisy tsy mampalahelo, na ny fitakokoan' ny fianakaviana, na ny fitserana amana tomany manerana ny trano [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|