|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tako-doha
Elementary words  2 takotra, 3 loha
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 haron-kely mitovy ny sakany sy ny lavany ary misy takony fampiasan' ny Betsimisaraka hitondrana faham-bary ho an' ny vahiny [1.1]

Entry (2/2) 6  takodoha
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 [Tanosy] entana [1.78]

Anagrams  takodoha, tako-doha

Updated on 2026/03/07