Entry takoditra (hoditra)
Part of speech noun
Malagasy definition Ireo zavamaniry mamody, toy ny ovy, andrahoina miaraka amin' ny hodiny; ny voanjobory na ny voanjombazaha andrahoina aman-kodiny fa tsy voasana aloha. [Rajemisa 1985]
French definition tubercule qu'on fait cuire avec la peau [Abinal 1888]
French definition (de hoditra : écorce, épluchure). Nom des tubercules qu'on fait cuire avec leur peau. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 

2019/10/06