|
|
|
|

Entry1  takizinina
Root  2  takizina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao tonga maizina; avala ho ao anaty haizina: Aza takizinina amin' io lambam-baravarana matevimbe io ny efitrano
Atao tonga fadiranovana [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2025/09/12