Entry takizina (izina)
Part of speech adjective
Malagasy definition Maizina tsy misy jiro na hazavana: Takizina tao izahay nandritra ny fahefatr' adiny
¶ Ambany saina tsy mbola tratran' ny fahalalana [Rajemisa 1985]
Derivations 

2012/12/04