|
|
|
|

Entry1 tain' omby mivadika
Elementary words  2tay, 3omby, 4mivadika
Part of speech  5 locution
Explanations in Malagasy  6fiteny fandre matetika entina mahatsiahy ny fahamarinan' ny Ntaolo fahizay. (Nilaina natao zezika ny tain' omby ka samy naka izay hitany ny olona; raha misy tain' omby nivadika kosa anefa, dia tsy nisy sahy nikasika satria fambara izany fa tain' omby efa nofandrihan' olona io). [1.1]

Updated on 2025/09/12