| Entry | 1 tai-dronono mandroatra |
| Elementary words | 2 taitra, 3 ro, 4 nono, 5 mandraotra |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 enti-milaza ireo mora taitaitra ka zavatra tsy toy inona aza dia mampihendratra azy [1.1] 8 mora taitra, mitabataba amin' ny zava-madinika [1.1] |
| Updated on 2025/10/11 |
|