Entry mandraotra (raotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manongotra ahitra amin' ny tanana, antsy...; manatsikera, mameravera, mamohavoha; maka ankery; mandrovitra [1.1]
Explanations in English To comb, to brush. [1.2]
 To card; to rake [1.7]
Explanations in French Carder; racler avec un rateau [1.8]
Examples Fa misy tovovavy be fitiavana ny fofombadiny mandraotra ny volony mainty manga lavabe iny, dia tenominy ka ateriny ho fanomezana ny fofombadiny. [1.437]
Morphology 
Present : mandraotra
Past : nandraotra
Future : handraotra
Imperative : mandraota
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20