Entry | 1 manafika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tafika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon |
Explanations in English |
5 [1.7] to invade or attack with a military force |
Explanations in French |
6 [1.8] faire la guerre, envahir un pays |
Examples |
7 [2.528#] Dia aiza izay hery hoenti-manafika?
8 [1.437#] Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. |
Morphology |
|
Vocabulary | 13 Military |
Anagrams | 14 fanamika, 15 fanimaka, 16 mainka fa, 17 mañafaky, 18 manafika, 19 mankafay, 20 mifanaka, 21 mikafana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |