Entry | 1 tafakatra |
Root | 2 akatra |
Part of speech | 3 participle |
Explanations in English |
4 ascended [1.2] |
Explanations in French |
5 qui est monté, qui est en haut [1.3] |
Examples |
6 Maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo
[2.470]
7 Dia tafakatra ny vahoaka [2.48] |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word tafakatra |
Anagrams | 9 tafakatra, 10 tafatraka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |