|
|
|
|

Entry (1/2)1  soy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso. [1.1]
Examples  4  Ny tsikirity manina,
ary ny soy malahelo;
[2.131]
Vocabulary  5  Zoology: birds
Synonyms  6 mangimike, pariamaso, ramanjereke, siay, sitaromaso, tsaramaso
All compound words  7 soikely

Entry (2/2)8  soy
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10 mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora). [Tanala] [1.78]

Anagrams  11 iso, 12 osy, 13 sio, 14 soy

Updated on 2025/11/09