| Entry | 1 sotasota |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Mila sotasota foana io vehivavy io
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a quarrel
[1.7] |
| Explanations in French |
5 querelle, dispute
[1.8] |
| Examples |
6 Raha tsy mifamaly amin-dRarivo zanany izy, dia ilan-dRasikina vinantovavy sotasota am-karazan-javatra maro tsy voatanisa
[2.470#119]
|
| Derivatives |
|
| Analogs | 12 mila ady, 13 mila antsongony, 14 mila antsontsany, 15 mila kisa, 16 mila sotasota, 17 mila tonony, 18 mila vaniny, 19 mila voatsiary |
| Combinations | 20 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sotasota |
| Anagrams | sotasota, 21 tsaotsao |
| Updated on 2026/04/22 |
|