Entry sondry
Part of speech   noun
Malagasy definition   Sotrokely nampisotroana tangena ny olona, nampinomina taloha [Rajemisa 1985]

Entry sondry
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Ilazana olona izay fohy ny orony sy ny tarehiny; olona petaka orona sy iva loha [Rajemisa 1985]

Entry sondry
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] tranovorona, vatampaty (faty lena) [Rakotosaona 1972]

Entry sondry
Part of speech   noun
French definition   cône
¶ sondrin'aloka: cône d'ombre. [Vocabulary: Physics] [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Synonyms   kitsoloha

Updated on 2009/09/09