| Entry | 1 somizy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 jereo somizo [0] |
| Examples |
4 Dia nanome lamba somizy faha telo refy izahay.
[2.59#]
5 Ny lamba dia somizy fahatelo na sasa-pahafito; [1.437#] 6 Koa dia tandremo tsara fa ny folo isan-jato tsy miova, fa na dia samy somizy mitovy refy aza misy tsara sy ratsy, ka tsy mitovy ny vidiny, fa misy be vidy ary misy kely vidy; [2.366#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|