Entry somizo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza lamba natao tamin' ny kofehy landihazo tahaka ny soga ihany, saingy madinika tsara tenona kokoa [1.1]
Explanations in French Calicot [1.3]
Examples 
1izay aza somizo ny tapany, soga ny tapany. [2.285]
2Fehe-zina lambarano sy somizo ny mozikany sy ny amponga. [1.437]
3Tsy nanaiky izy raha tsy somizo faharoa avy no karamany. [2.649]
Vocabulary 
Origin French: chemise.
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2021/10/13