Entry sombinaina (sombina, aina)
Part of speech noun
Malagasy definition [ sombin' aina ] enti-milaza amim-pitiavana ny zanaka [Rajemisa 1985]
French translation littéralement: une parcelle de la vie: les enfants, les rejetons, la postérité, terme d'affection, de bienveillance [Abinal 1888]
 littéralement: parcelle de vie: les enf [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
 [ sombin' ny aina ] comme sombinaina [Rajaonarimanana 1995]
Morphology 
sombinaina
sombinaiko
sombinainao
sombinainy
sombinaintsika
sombinainay
sombinainareo
sombinain'
sombinain-
sombinaim-
sombinai-
-tsombinaina
-tsombinaiko
-tsombinainao
-tsombinainy
-tsombinaintsika
-tsombinainay
-tsombinainareo
-tsombinain'
-tsombinain-
-tsombinaim-
-tsombinai-
Analogues  menaky ny aina ~ silaky ny aina ~ singotry ny aina ~ vahatry ny aina

Updated on 2020/07/31