Entry solotika
Part of speech noun
Malagasy definition Maloto mitsaporetika (fiteny indrindra amin' ny tarehy): Solotika erỳ ny endrik' ity zanakao fa mba koseho rano kely
¶ Misy tsikoko misotetika miaraka amin' ny menaka [Rajemisa 1985]
Derivations 

2012/09/27