|
|
|
|

Entry1  fisolotihana
Root  2 solotika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fahalotoana mitsaporetika, fisiana tsikoko miaraka amin'ny menaka: Ny fisolotihan'ity zaza ity no tsy andraisan'ny mpampianatra azy hiditra hianatra. [1.1]

Updated on 2025/12/08