Entry solomaso (solo, maso)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa [Rajemisa 1985]
English definition a pair of spectacles [Richardson 1885]
 spectacles [Hallanger 1973]
 glasses [Yount 1995]
French definition lunettes [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Examples 
1Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana. [Andraina: Mitaraina, page 194]
2Raisiny ilay solomasony mba hafahafa izay, fa solomaso mihorona, tsy misy afa-tsy tahony tokana. [Ravelomanana: Lalana]
Quotes 

Updated on 2020/07/31