| Entry (1/3) | 1 solatra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tany mandry soroka, misolampilampy
4 Fikapana na fandidiana zavatra izay misy ilany kely miala [1.1] |
| Examples |
5 Sady tamin'izay dia nikodingidingy nidina ny solatra izy.
[2.895#]
|
| Derivatives |
|
| Entry (2/3) | 21 solatra |
| Part of speech | 22 noun |
| Explanations in Malagasy |
23 Tifitra
[1.1] |
| All compound words | 24 sola-bava |
| Entry (3/3) | 25 solatra |
| Part of speech | 26 noun |
| Explanations in French |
27 (toute l'île, mais le tra final est souvent élidé). Cossettes, tubercules coupés en cossettes
[1.196] |
| Vocabulary | 28 Botany |
| All compound words | 29 2 combinations of that word |
| Anagrams | 30 salotra, solatra |
| Updated on 2025/11/09 |
|