| Entry | 1 solarana |
| Root | 2 solatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Voaratra ka nisy ilany kely nikipaka: Nosolaran' ny sabatra ny sandriny.
5 Atomboka: Nosolarany aninaraina ny asa tanimboliny. [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 salorana, 11 solarana |
| Updated on 2025/11/11 |
|